auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-23 08:19:02 -04:00 committed by root
parent 823863a23e
commit c2bd39647d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa zahay de tokony magnome fisaorana an'Andriamanitra fogna ho anareo , ry rahalà notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy anareo salan'ireo vôlom-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny fanahy sy ny finôna ny fahamarinana. [Fagnamarihana:ny dikan-teny hafa de mivaky sala am'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny vôlony ho an'ny Famonjena]. Zany no nagnatsovany anareo tamin'ny alalan'ny filazantsaranay mba hazaonareo ny voninhitr'i Jesôssy Kristy Tompontsika. Ka non'izany
Fa zahay de tokony magnome fisaorana an'Andriamanitra fogna ho anareo , ry rahalà notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy anareo salan'ireo vôlom-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny fanahy sy ny finôna ny fahamarinana. [Fagnamarihana:ny dikan-teny hafa de mivaky sala am'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny vôlony ho an'ny Famonjena]. Zany no nagnatsovany anareo tamin'ny alalan'ny filazantsaranay mba hazaonareo ny voninhitr'i Jesôssy Kristy Tompontsika. Ka non'izany, ry rahalà, mijorò mafy. Tano reo fahamarinana ze nampianarina anareo. Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Amin'izao fotôna zao,ôka Je