auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-23 08:19:02 -04:00 committed by root
parent ccfece67ee
commit a048d38b03
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy tadidinareo ma fa fony zà niaraka taminareo de nitare reo ra eo? Amin'izao fotôna zao fantatrareo ino no mitana an'azy mba abôna amn'ny fotô
Tsy tadidinareo ma fa fony zà niaraka taminareo de nitare reo ra eo? Amin'izao fotôna zao fantatrareo ino no mitana an'azy mba abôna amn'ny fotôna mety rery iany. Fa ny ra misitriky ny andikan-dalàna de efa miasa, misy ôla raika iany misakana an'azy amin'izao fotôna zao mandrapangalana an'azy takeo amin'ny lalana.