auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-23 08:19:02 -04:00 committed by root
parent a4fd4209ad
commit 726e26e990
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary avekeo de abôga le tegna mpandika lalàna,ze holevoni'i Jesôsy Tompo amin'ny fofognainan'ny vavany. Ny Tompo de hagnano an'azy sala ny tsy misy amin'ny alalan'ny fagnambarana ny fiaveny. Ny fiaven'ilay tegna mapandika lalàna de non'ny asan'i Satana miaraka amin'ny hery daôly,reo famantarana, ary reo fahagagana tsy marina, Ary miaraka amin'ny fitaka daôly ny amin'ny tsy fahamarinana. Ireo ra reo de ho anjareo ze very
Ary avekeo de abôga le tegna mpandika lalàna,ze holevoni'i Jesôsy Tompo amin'ny fofognainan'ny vavany. Ny Tompo de hagnano an'azy sala ny tsy misy amin'ny alalan'ny fagnambarana ny fiaveny. Ny fiaven'ilay tegna mapandika lalàna de non'ny asan'i Satana miaraka amin'ny hery daôly,reo famantarana, ary reo fahagagana tsy marina, Ary miaraka amin'ny fitaka daôly ny amin'ny tsy fahamarinana. Ireo ra reo de ho anjareo ze very, satria izareo de tsy nandray ny fitiavan'ny fahamaribnana mba hahavonjy an-jareo.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Non'izany antony zany de mamndefa asan'ny fadisoana Andriamanitra mba hinoan'zareo lainga.