plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/03.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 3 Fantaro aloa zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany. Zareo de habôgna ary hande araka ny filàn'jareo magnôkana. \v 4Zareo de hiteny hoe: "Aiza ny fampagnantegnana ny amin'ny fiverenany? Fa hatrizay nafaty ny razambe zay , de tsy niôva ny ra daôly, eny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza."