plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/10.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 10 \v 11 Non'zany, ry rahalà, ataôvy ny daôly mba hazahôna antoka ny fentsona sy ny fifidianana anareo, de tsy ho vôfingana. Amin'zany de malalaka ho anareo ny fidirana akao amin'ny fanjakana mandrakizay ze an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy.