plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/10.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 10 No 'zany, ry rahalà, ataôvy ny daôly mba hazahôna antoka ny fentsona sy ny fifidianana anareo. Raha Magnani reo ra reo nareo, de tsy ho vôfingana.\v 11 Am-zany de malalaka ho anareo ny fidirana akao amin'ny fanjakana mandrakizay ze an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy.