plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/20.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 20 Na iza na iza afaka am-reo falotôn-zao tontolo zao amin'ny alalan'ny fahalalana ny Tompo sy Jesosy Kristy Mpamonjy, ary avy akeo miverigna am-reo falotôgna indray, de manjary ratsy no le toe-javatra vôlôny le toe-javatra farany. \v 21 Tsara kokoa ho an'jareo ny tsy mafantatra ny lalan'ny fahamarinana nony mafantatra izay de hivadika amin'ny didy masina natolotra an'azy reo. \v 22 Marina ho an'azy reo ty ohabolana ty hoe: "Ny ambô no miverigna amin'ny lôany. Ny kisoa efa nisasa miverigna mihoso-potaka."