1 line
402 B
Plaintext
1 line
402 B
Plaintext
\v 5 \v 6 \v 7 Non'zany, magnanôva ny tsara ndrindra mba hagnampena fahatsarana amin'ny alalan'ny finonareo, ary amin'ny alalan'ny fahatsaranareo, ny fahalalana. Amin'ny alalan'ny falalanareo, magnampe fahonognam-po, ary amin'ny alalan'ny fahonognam-ponareo, magnampe toe-pagna. Amin'ny alalan'ny toe-panganareo, magnampe fitiavana rahalà, ary amin'ny alalan'ny fitiavana rahalà, manampe fitiavana. |