plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/01.txt

1 line
412 B
Plaintext

Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. Betsaka no hanaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. Amin'ny fieremana no hagnararaôtra anareo miaraka amin'ny teny