1 line
325 B
Plaintext
1 line
325 B
Plaintext
\v 3 Fantaro alô zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany. Zareo de habôgna ary hande araka ny filàn'jareo manokana. \v 4 Zareo de hitare hoe: "Aiza ny fampagnantenana ny amin'ny fiveregnany? Fa hatrizay noden'ny razambe mandry, de tsy nova ny ra daôly, iôny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza." |