1 line
464 B
Plaintext
1 line
464 B
Plaintext
\v 7 Fa i Lota marina, ze nampahorina tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa zany leila marina zany, ze niaigna niaraka tam-jareo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna am-reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsaràna. |