plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/01.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 1 \v 2 simona Petera, mpanompo sy apostolin'i Jesosy Kristy, ho an'reo ze nahazo ny finona sarobidy ôtran'ze noraisinay, finona akao amin'ny famarinan'ny Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy. Hampitombona ane ny fasoavana sy fedanana non'falalana an'Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika.