plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/12.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 12 Non'zany de vonona fogna za hampatsiaro an'nareo reo za reo, na de fantatrareo aza reo, na de matanjaka akao amin'ny marina aza anareo am'zao fotôna zao.\v 13 Za mieritreritra fa rariny amiko ny mamô an'nareo amin'ny fampatsehivana reo ra reo, raha mbola aketo amin'ty trano-lay ty za.\v 14 Satria fantatro fa tsy ho ela de alàko ny tragno-laiko, ôtran'ze nabôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika anà. \v 15 Ary ho ataoko ze farany vitako mba hatserovanareo mandrakariva reo ra reo rafa lasa za.