plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/07.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 7 \v 8 \v 9 Fa i Lota marina, ze nampahorena tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. Fa izany leila marina izany, ze niaigna niaraka tamin'izy reo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna amin'reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsarana.