plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/17.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 17No zany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho vôfandriky ny fitakin'ny ôla ratsy fagnahy ka ho very ny famarinanareo. \v 18 Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalana ny Tompontsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho an'azy anie ny voninahitra am'zao ary mandrakizay. Amena!