plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/14.txt

1 line
621 B
Plaintext

\v 14 No zany, ry malala, satria magnantegna zany ra zany anareo, magnanôva ny tsara ndrindraka avy aigny aminareo mba tsisy pentina sy tsy hagnan-tsigny akeo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary zao kô, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjena, ôtran'ny nosoratan'i Paoly rahalà malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze namena an'azy. \v 16 Paoly de mikoragna zany ra zany akao amin'ny taratasiny daôly, ze misy ra sarotra takarina. Ôla tsy misy falalana ary tsy miorina no magnova regny ra regny, ôtran'ny hagnanôvany reo soratra masina hafa iany kô, ka matonga faverezana ho an'ny tegnany.