plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/10.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 10 Na zany aza, ho avy ôtran'ny mpangalatra ny andron'ny Tompo: Ny lagnitra de hanjavona miaraka amin'ny feo mafy. Ny ra daôly de ho main'ny afo, ary ny tany sy reo asa akao am'azy de hambara. [Fagnamarihana: Ireo dikan-teny sasagny de mivaky ôtran-zao: "Ny ra daoly de ho main'ny afo, ary ny tany sy reo asa akao am'azy de ho dorôna daôly."]