plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/08.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 8 Ôka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de ôtran'ny arivo taona, ary ny arivo taona de ôtran'ny indray andro. \v 9 Ny Tompo de tsy ela amin'ny fagnatanterana reo fampagnantenany, araka ze lazain'ny sasagny ho fahelany. Fa kosa, Izy de maharitra aminareo. Tsy tiny hisy ho very anareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny daôly.