plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/01.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 1 Am-zao fotôgna zao, ry malala, manoratra ho an'nareo ity taratasy faro ity za ho fampatsiaivana nindesina hamporisina ny saignanareo madio, \v 2 mbo hatsiarovanao reo teny nolazain'ny mpaminagny masina teigny talô sy ny didin'ny Tompo sy Mpamojy an'ntsika ze namen-reo Apostolinareo.