plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/17.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 17 Reo ôla reo de ôtran'ny lôtaona tsisy orana. Salan'ny rôndro entin'ny tafio-drivotra zareo. Natokana ho an'jareo ny haizigna matevina. \v 18 Miteny tsy am-peverana zareo. Izy reo de mitôgna ny ôla amin'ny alalan'ny filàn'ny nofo miezaka mandositra reo ze miaigna amin'ny fadisoana. \v 19 Izy reo de mampanatena fahafana ho an'jareo, kanefa izy tegnany ary de andevon'ny falotoana. Fa ny ôla de andevon-ze daôly maresy an'azy.