plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/15.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 15 Niala tamin'ny lala-maitsy zareo. Lasa nivily izy reo, ary nanaraka ny lalan'i Balama zanak'i Beora, ze te ny tambin'ny tsy famarinana. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de salan-zao: "Balama, zanak'i Bosora." \v 16 Fa nahazo teny mafy izy nony fandikan-dalàny manokana. Nisy boriky môgna nitare tamin'ny feon'olombelona nanajanona ny adalan'le mpaminagny.