plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/12.txt

1 line
747 B
Plaintext

\v 12 Fa reo biby tsy magnan-tsaigna reo de natao ho samborina sy potena. Tsy fantan-jareo ze tsiratsirain-jareo. Ho potika zareo. \v 13 Handray ny valisôn'ny ra ratsy natony zareo. Mieritreritra zareo fa ny tsy fiafina mandritry ny andro de fafinaretana. Zareo de be pentipentina sy tsigny. Mafinaritra an'jareo ny asa famitahan-jareo rafa mignana miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky salan-zao: "Mafinaritra an'jareo rafa mignana miaraka aminareo amin'ny sakafom-pifakatiavana.") \v 14 Adalam-bevavy mijangajanga izy reo; tsy afa-po amin'ny fahotana miitsy zareo. Mitarika fagna tsy mety maty ho amin'ny fagnaovan-dratsy zareo, ary magnana fo vôofagna amin'ny fitsiriritana zareo. Zanaky ny fagnozonana izy regny!