plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/04.txt

1 line
733 B
Plaintext

\v 4 Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") \v 5 Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto am-zao tonotolo zao izy. \v 6 Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny fahapotena, ho salan'ny ohatra am-ze hitranga amin'ny ratsy fagna.