plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/19.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 19 Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. \v 20 Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla.\v 21 Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba hiteny ze notinenin'Andriamanitra.