plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/12.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 12 No 'zany de vonona fôgna za hampatsiaro an'nareo reo za reo, na de fantatrareo aza reo, na de matanjaka akao amin'ny marina aza anareo am-zao fotôgna zao. \v 13 Za mieritreritra fa rariny amiko ny mamô an'nareo amin'ny fampatsehivana reo ra reo, raha mbola aketo amin'ty trano-lay ty za. \v 14 Satria fantatro fa tsy ho ela de alàko ny tragno-laiko, ôtran-ze nabôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika anà. \v 15 Ary ho ataoko ze farany vitako mba hatserovanareo mandrakariva reo ra reo rafa lasa za.