plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/08.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 8 Raha akao aminareo reo ary mitombo akao aminareo, de tsy hamô na tsy hamokatra amin'ny fahalalana an'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo. \v 9 Fa na iza na iza tsy ampy reo ra reo de tsy mahita afa-tsy ze akaiky; jamba izy. Tsy tsarôvany ny fagnadiovana an'azy tamin'reo fahotany talô.