plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/05.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 5 No zany, magnanôva ny tsara ndrindra mba hagnampena fahatsarana amin'ny alalan'ny finonareo, ary amin'ny alalan'ny fahatsaranareo, ny fahalalana. \v 6 Amin'ny alalan'ny falalanareo, magnampe fahonognam-po, ary amin'ny alalan'ny fahonognam-ponareo, magnampe toe-pagna. \v 7 Amin'ny alalan'ny toe-panganareo, magnampe fitiavana rahalà, ary amin'ny alalan'ny fitiavana rahalà, manampe fitiavana.