plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/03.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 3 Reo ra daôly makasika ny herin'Andriamanitra ho an'ny fiaignana sy toe-pagna de nomena antsika tamin'ny alalan'ny falalana an'Andriamanitra, ze nagantso antsika tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fatsarany manôkana. \v 4 Tamin'ny alalan'reo, nomeny teny fikasana tsara sady geda indrindra isika, mba ho tonga mpizara amin'ny fomban'Andriamanitra anareo, raha nilefa ny falotoana ze aketo an-tany noho reo filàn-dratsy.