\v 10 No 'zany, ry rahalà, atôvy ny daôly mba hazahôgna antoka ny fentsona sy ny fifidianana anareo. Raha Magnano reo ra reo nareo, de tsy ho vôfingana.\v 11 Am-zany de malalaka ho anareo ny fidirana akao amin'ny fanjakana mandrakizay ze an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy.