\v 1 simona Petera, mpanompo sy apostolin'i Jesosy Kristy, ho an'reo ze nahazo ny finona sarobidy ôtran-ze noraisinay, finona akao amin'ny famarinan'ny Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy. \v 2 Hampitombona ane ny fasoavana sy fedanana non'falalana an'Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika.