auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 06:48:38 +08:00 committed by root
parent a71b37eb70
commit f39e719fbd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ka raha ho levona ôtran'zany zao ra daôly zao, de tokony ho ôla manakôry ma anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasinana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra anareo. \v 12Tokony hagnantegna ary hampalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanitra anareo. Am'zany andro zany, ny lagnitra de ho levon'ny afo, ary ny ra daôly de hiempo amin'ny hafanana be. \v 13Fa araka ny fampanantenany, de miandry ny lagnitra vaovao sy tany vaovao tsika, ze hitôran'ny famarinana.
\v 11 Ka raha ho levona ôtran-zany zao ra daôly zao, de tokony ho ôla manakôry ma anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasinana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra anareo. \v 12Tokony hagnantegna ary hampalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanitra anareo. Am'zany andro zany, ny lagnitra de ho levon'ny afo, ary ny ra daôly de hiempo amin'ny hafanana be. \v 13Fa araka ny fampanantenany, de miandry ny lagnitra vaovao sy tany vaovao tsika, ze hitôran'ny famarinana.