diff --git a/02/15.txt b/02/15.txt index 8eecfa2..4544aa8 100644 --- a/02/15.txt +++ b/02/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Niala tamin'ny lala-maitsy zareo. Lasa nivily izy reo, ary nanaraka ny lalan'i Balama zanak'i Beora, ze te ny tambin'ny tsy famarinana. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de sahalan'zao: "Balama, zanak'i Bosora." \v 16 Fa nahazo teny mafy izy nony fandikan-dalàny manokana. Nisy boriky môgna nitare tamin'ny feon'olombelona nanajanona ny adalan'le mpaminagny. \ No newline at end of file +\v 15 Niala tamin'ny lala-maitsy zareo. Lasa nivily izy reo, ary nanaraka ny lalan'i Balama zanak'i Beora, ze te ny tambin'ny tsy famarinana. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de salan'zao: "Balama, zanak'i Bosora." \v 16 Fa nahazo teny mafy izy nony fandikan-dalàny manokana. Nisy boriky môgna nitare tamin'ny feon'olombelona nanajanona ny adalan'le mpaminagny. \ No newline at end of file