From dc331a3db5a253bb484c15b5c4add3a57f1fc6b7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 6 Feb 2020 15:49:33 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/19.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index faa0aa4..eb257b6 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba hiten \ No newline at end of file +Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba hiteny ze notinenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file