auto save
This commit is contained in:
parent
b8f2be18b0
commit
cea8484c9c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 20 Na iza na iza afaka amin'reo falotôn'zao tontolo zao amin'ny alalan'ny fahalalana ny Tompo sy Jesosy Kristy Mpamonjy, ary avy akeo miverigna amin'reo falotôgna indray, de manjary ratsy no le toe-dra vôlôny le toe-dra farany. \v 21 Tsara kokoa ho an'azy reo ny tsy mafantatra ny lalan'ny fahamarinana nony mafantatra izay de hivadika amin'ny didy masina natolotra an'azy reo. \v 22 Marina ho an'azy reo ty ohabolana ty hoe: "Ny ambô no miverigna amin'ny lôany. Ny kisoa efa nisasa miverigna mihoso-potaka."
|
\v 20 Na iza na iza afaka am-reo falotôn-zao tontolo zao amin'ny alalan'ny fahalalana ny Tompo sy Jesosy Kristy Mpamonjy, ary avy akeo miverigna amin'reo falotôgna indray, de manjary ratsy no le toe-dra vôlôny le toe-dra farany. \v 21 Tsara kokoa ho an'azy reo ny tsy mafantatra ny lalan'ny fahamarinana nony mafantatra izay de hivadika amin'ny didy masina natolotra an'azy reo. \v 22 Marina ho an'azy reo ty ohabolana ty hoe: "Ny ambô no miverigna amin'ny lôany. Ny kisoa efa nisasa miverigna mihoso-potaka."
|
Loading…
Reference in New Issue