auto save
This commit is contained in:
parent
a948cfad07
commit
c74710b14e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto amin'zao tonotolo zao izy. Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny
|
Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto amin'zao tonotolo zao izy. Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny fa
|
Loading…
Reference in New Issue