auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 08:53:21 +08:00 committed by root
parent 833786e795
commit c4f603c99b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa,
Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba