auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 09:54:23 +08:00 committed by root
parent fb1703f319
commit b076103031
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Non'zany, magnanôva ny tsara ndrindra mba hagnampena fahatsarana amin'ny alalan'ny finonareo, ary amin'ny alalan'ny fahatsaranareo, ny fahalalana. Amin'ny alalan'ny falalanareo, magnampe fahonognam-po, ary amin'ny alalan'ny fahonognam-ponareo, magnampe toe-pagna. Amin'ny alalan'ny toe-panganareo, magnampe fitiavana rahalà, ary amin'ny alalan'ny fitiavana rahalà, manampe fitiavana.
\v 5 \v 6 \v 7 Non'zany, magnanôva ny tsara ndrindra mba hagnampena fahatsarana amin'ny alalan'ny finonareo, ary amin'ny alalan'ny fahatsaranareo, ny fahalalana. Amin'ny alalan'ny falalanareo, magnampe fahonognam-po, ary amin'ny alalan'ny fahonognam-ponareo, magnampe toe-pagna. Amin'ny alalan'ny toe-panganareo, magnampe fitiavana rahalà, ary amin'ny alalan'ny fitiavana rahalà, manampe fitiavana.

View File

@ -1 +1 @@
Raha akao aminareo reo ary mitombo akao aminareo, de tsy tsy hamô na tsy tsy hamokatra amin'ny fahalalana an'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo. Fa na iza na iza tsy ampy reo ra reo de tsy mahita afa-tsy ze akaiky; jamba izy. Tsy tsarôvany ny fagnadiovana an'azy tamin'reo fahotany talô.
\v 8 \v 9 Raha akao aminareo reo ary mitombo akao aminareo, de tsy tsy hamô na tsy tsy hamokatra amin'ny fahalalana an'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo. Fa na iza na iza tsy ampy reo ra reo de tsy mahita afa-tsy ze akaiky; jamba izy. Tsy tsarôvany ny fagnadiovana an'azy tamin'reo fahotany talô.

View File

@ -1 +1 @@
Non'zany, ry rahalà, ataôvy ny daôly mba hazahôna antoka ny fentsona sy ny fifidianana anareo, de tsy ho vôfingana. Amin'zany de malalaka ho anareo ny fidirana akao amin'ny fanjakana mandrakizay ze an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy.
\v 10 \v 11 Non'zany, ry rahalà, ataôvy ny daôly mba hazahôna antoka ny fentsona sy ny fifidianana anareo, de tsy ho vôfingana. Amin'zany de malalaka ho anareo ny fidirana akao amin'ny fanjakana mandrakizay ze an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy.

View File

@ -1 +1 @@
Non'zany de vonona fogna za hampatsiaro an'nareo reo za reo, na de fantatrareo aza reo, ary na de matanjaka akao amin'ny marina aza anareo am'zao fotôna zao. Za mieritreritra fa rariny amiko ny mamô an'nareo amin'ny fampatsehivana reo ra reo, raha mbola aketo amin'ty trano-lay ty za. Satria fantatro fa tsy ho ela de ho
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Non'zany de vonona fogna za hampatsiaro an'nareo reo za reo, na de fantatrareo aza reo, ary na de matanjaka akao amin'ny marina aza anareo am'zao fotôna zao. Za mieritreritra fa rariny amiko ny mamô an'nareo amin'ny fampatsehivana reo ra reo, raha mbola aketo amin'ty trano-lay ty za. Satria fantatro fa tsy ho ela de ho