diff --git a/02/15.txt b/02/15.txt index 1502478..6fe80c6 100644 --- a/02/15.txt +++ b/02/15.txt @@ -1 +1 @@ -Niala tamin'ny lala-maitsy zareo. Lasa nivily izy reo, ary nanaraka ny lalan'i Balama zanak'i Beora, ze te ny tambin'ny tsy famarinana. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de sahalan'zao: "Balama, zanak'i Bosora." Fa nahazo teny mafy izy nony fandikan-dal \ No newline at end of file +Niala tamin'ny lala-maitsy zareo. Lasa nivily izy reo, ary nanaraka ny lalan'i Balama zanak'i Beora, ze te ny tambin'ny tsy famarinana. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de sahalan'zao: "Balama, zanak'i Bosora." Fa nahazo teny mafy izy nony fandikan-dalàny manokana. Nisy boriky môgna nitare tamin'ny feon'olombelona nanajanona ny adalan'le mpaminagny. \ No newline at end of file diff --git a/02/17.txt b/02/17.txt new file mode 100644 index 0000000..8dec971 --- /dev/null +++ b/02/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +Reo ôla reo de ôtran'ny lôtaona tsisy orana. Salan'ny rônd \ No newline at end of file