auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 08:53:21 +08:00 committed by root
parent 5c23e98437
commit a1e7bf784e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna
Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoa