auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 11:12:49 +08:00 committed by root
parent bd06d5b0ee
commit 99779ea84d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 ka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro \v 9 Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra
\v 8 Ôka tsy ho adinognareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de ôtrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de ôtrany iray andro. \v 9 Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantegnany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany. Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra