auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 10:15:26 +08:00 committed by root
parent ff289e72de
commit 93f7f77ed8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa i Lota marina, ze nampahorena tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. Fa izany leila marina izany, ze niaigna niaraka tamin'izy reo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna amin'reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy mar
Fa i Lota marina, ze nampahorena tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. Fa izany leila marina izany, ze niaigna niaraka tamin'izy reo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna amin'reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsarana.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Marina indrindra zany ho an'reo ze manoy amin'ny fagniriana r