auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 11:05:20 +08:00 committed by root
parent 2796cc6e34
commit 8df12dcbc1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Noho zany, ry malala, satria magnantegna zany ra zany anareo, magnanôva ny tsara ndrindraka avy aigny aminareo mbô tsisy pentina sy tsy hanan-tsigny akeo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary zao kô, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjena, ôtran'ny nosoratan'i Paoly rahalà malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze namena an'azy. \v 16 Paoly de mikoragna zany ra zany av amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina. Ôla tsy misy falalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, ôtrany hanôvagny reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany.
\v 14 Noho zany, ry malala, satria magnantegna zany ra zany anareo, magnanôva ny tsara ndrindraka avy aigny aminareo mbô tsisy pentina sy tsy hanan-tsigny akeo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary zao kô, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjena, ôtran'ny nosoratan'i Paoly rahalà malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze namena an'azy. \v 16 Paoly de mikoragna zany ra zany akao amin'ny taratasiny daôly, ze misy ra sarotra takarina. Ôla tsy misy falalana ary tsy miorina no magnova regny ra regny, ôtran'ny hagnanôvany reo soratra masina hafa iany kô, ka matonga faverezana ho an'ny tegnany.