auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 15:54:51 +08:00 committed by root
parent 63d2e84696
commit 751e72a3b6
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Non'zany, ry rahalà, ataôvy ny daôly mba hazahôna antoka ny fentsona sy ny fifidianana anareo, de tsy ho vôfingana. Amin'zany de malalaka ho anareo ny fidirana akao amin'ny fanjakana mandrakizay ze an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy.
\v 10 Non'zany, ry rahalà, ataôvy ny daôly mba hazahôna antoka ny fentsona sy ny fifidianana anareo, de tsy ho vôfingana.\v 11 Amin'zany de malalaka ho anareo ny fidirana akao amin'ny fanjakana mandrakizay ze an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy.

View File

@ -1 +1 @@
Fa zahay de tsy nagnaraka angano tsara rafitra ze noforonina rafa niresaka taminareo ny momban'ny hery sy ny nibôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa kosa, zahay de vavolombelona nahita ny fendrianany. Fa Izy de naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rafa nisy feo tonga takeo Aminy tamin'le voninahitra gedabe ndrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, ze sitrako ndrindra." Naharegny zany feo avy taigny an-danitra zany zahay, rafa niaraka taminy taigny an-tanety masina.
\v 16 \v 17 \v 18 Fa zahay de tsy nagnaraka angano tsara rafitra ze noforonina rafa niresaka taminareo ny momban'ny hery sy ny nibôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa kosa, zahay de vavolombelona nahita ny fendrianany. Fa Izy de naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rafa nisy feo tonga takeo Aminy tamin'le voninahitra gedabe ndrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, ze sitrako ndrindra." Naharegny zany feo avy taigny an-danitra zany zahay, rafa niaraka taminy taigny an-tanety masina.