auto save
This commit is contained in:
parent
6ef1f0afb8
commit
709d319b9d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Reo ôla reo de ôtran'ny lôtaona tsisy orana. Salan'ny rôndro entin'ny tafio-drivotra zareo. Natokana ho an'jareo ny haizigna matevina. Miteny tsy am-peverana zareo. Izy reo de mitôna ny ôla fil
|
||||
Reo ôla reo de ôtran'ny lôtaona tsisy orana. Salan'ny rôndro entin'ny tafio-drivotra zareo. Natokana ho an'jareo ny haizigna matevina. Miteny tsy am-peverana zareo. Izy reo de mitôna ny ôla amin'ny alalan'ny filàn'ny nofo miezaka mandositra reo ze miaina amin'n fadisoana. Izy reo de mampanatena fahafana ho an'jareo, kanefa izy tegnany ary de andevon'ny falotoana. Fa ny ôla de andevon'ze daôly maresy an'azy.
|
Loading…
Reference in New Issue