auto save
This commit is contained in:
parent
278632f8f3
commit
6985647fac
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa reo biby tsy magnan-tsaigna reo de natao ho samborina sy potena. Tsy fantan-jaroe ze tsiratsirain-jareo. Ho potika zareo. Handray ny valisôn'ny ra ratsy natony zareo. Miaritreritra zareo fa ny tsy fiafena mandritry ny andro de fafinaretana. Zareo de be pentipentina sy tsigny. Mafinaritra an'jareo ny asa famitahan'jareo rafa mignana miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky salan-zao: "Mafinaritra an'jareo rafa mignana maiaraka aminareo amin'ny sakafom-pifakatiavana.") Adalam-bevavy mijangajanga izy reo; tsy afa-po amin'ny fahotana miitsy zareo. Mitarika fagna tsy mety maty ho amin'ny fagnaovan-dratsy zareo, ary magnana fo vôofagna amin'ny fitsiriritana
|
||||
Fa reo biby tsy magnan-tsaigna reo de natao ho samborina sy potena. Tsy fantan-jaroe ze tsiratsirain-jareo. Ho potika zareo. Handray ny valisôn'ny ra ratsy natony zareo. Miaritreritra zareo fa ny tsy fiafena mandritry ny andro de fafinaretana. Zareo de be pentipentina sy tsigny. Mafinaritra an'jareo ny asa famitahan'jareo rafa mignana miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky salan-zao: "Mafinaritra an'jareo rafa mignana maiaraka aminareo amin'ny sakafom-pifakatiavana.") Adalam-bevavy mijangajanga izy reo; tsy afa-po amin'ny fahotana miitsy zareo. Mitarika fagna tsy mety maty ho amin'ny fagnaovan-dratsy zareo, ary magnana fo vôofagna amin'ny fitsiriritana zareo. Zanaky ny fagnozonana izy regny!
|
Loading…
Reference in New Issue