diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index 2b51e29..faa0aa4 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba \ No newline at end of file +Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba hiten \ No newline at end of file