diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 9562d64..b0bcb74 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Noho zany, ry malala, satria magnantegna zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hagnan-tsiny eo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary zao kô, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, ôtrany ny nosoratan'i Paoly ralà malalantsika taminareo, araka ny faendregna ze nomegna an'azy. \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina. Ôla tsy misy falalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, ôtrany hanôvagny reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany. \ No newline at end of file +\v 14 Noho zany, ry malala, satria magnantegna zany ra zany anareo, magnanôva ny tsara ndrindraka avy aigny aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hagnan-tsiny eo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary zao kô, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, ôtrany ny nosoratan'i Paoly ralà malalantsika taminareo, araka ny faendregna ze nomegna an'azy. \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina. Ôla tsy misy falalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, ôtrany hanôvagny reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany. \ No newline at end of file