auto save
This commit is contained in:
parent
2a0af9d591
commit
479414edcf
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 7 Fa i Lota marina, ze nampahorena tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa izany leila marina izany, ze niaigna niaraka tamin'izy reo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna amin'reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsarana.
|
\v 7 Fa i Lota marina, ze nampahorina tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa zany leila marina zany, ze niaigna niaraka tam-jareo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna am-reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsarana.
|
Loading…
Reference in New Issue