auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 10:43:31 +08:00 committed by root
parent 3d950380b3
commit 45c63e057a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aoka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy te
Aoka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra