diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index 363ecdc..8d342c5 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto amin'zao tonotolo zao izy. Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny fa \ No newline at end of file +Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto amin'zao tonotolo zao izy. Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny fahapotena, ho toy ny ôtra amin'ze hitranga amin'ny ratsy fagna. \ No newline at end of file diff --git a/02/07.txt b/02/07.txt new file mode 100644 index 0000000..1e0b5e0 --- /dev/null +++ b/02/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa i Lota marina, ze nampahorena tamin'ny fitondran-tenan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamani \ No newline at end of file